Meltine
🗓️ Teraka ny 20 Mey 2010🚺 Vehivavy🏡 Tonga tao amin’ny foibe niaraka tamin’ny anadahy sy anabaviny Niaritra fahoriana lehibe i ...
Hajaniaina Jean Frijolito
🗓️ Teraka ny 29 Septambra 2011🏡 Tonga tao amin’ny foibe ny 4 Septambra 2020 Zaza kamboty tsy manan-dray aman-dreny i ...
Trano vaovao ho an’ny ankizy manana fahasembanana
Ny foibenay dia mandray ireo ankizy avy amin'ny fiaviana rehetra - anisan'izany ireo manana fahasembanana ara-batana na ara-tsaina. Mba hanohanana ...


