
Menja – Tantara feno fanantenana sy adidy
🗓️ 1 taona teo ho eo tamin’ny fahatongavany🏡 Navelan’ny reniny tao amin’ny foibe Felana Maitso Zazalahy kely tokony ho 1 taona i Menja rehefa naterin’ny reniny tao amin’ny Centre Felana Maitso. Tena narary mafy izy tamin’izany, ka notsaboin’ny mpikarakara sy ny mpitsabo avy hatrany. Sambatra fa salama tsara izy taorian’ny fitsaboana sy ny fiahiana feno […]
Menja – Tantara feno fanantenana sy adidy Read More »