
Zazakely hita
🗓️ Tonga tao amin’ny foibe ny 1 Novambra 2024 👶 Zaza vao teraka Tamin’ny alarobia 30 oktobra 2024, tokony ho tamin’ny 5 ora hariva, dia nahita zazavavy vao teraka ny fokonolona tao amin’ny fokontany Ampangabe, kaominina Imerintsiatosika, distrikan’i Arivonimamo. Araka ny tatitra nataon’ny vavolombelona, nateraky ny reniny tao anaty lavaka ilay zaza, ary mbola niaharany […]